Bulletin Cyclonique Spécial DUMAZILE du 06 Mars 2018 à 10 heures

(Sources: Ministère des Transports et de la Météorologie)

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA NY 06 MARTSA 2018
TAMIN’NY 10 ORA MARAINA
Tamin’ny 09 ora teo dia any amin’ny 640 Km Atsinanan’ny Vangaindrano no misy ny
rivodoza DUMAZILE. 130 Km/ora ny rivotra entiny arahina tafiotra 185 Km/ora.
Manalavitra ny morontsiraky Madagasikara izy amin’ny hafainganam-pandeha 20 Km/ora.
Vinavinaina ho levona tanteraka izy amin’ny faran’ny herinandro.
Foana ny filazana loza mikasika an’i DUMAZILE.
Etsy andaniny kosa dia mbola hitohy ny orambe nohon’ny fitoeran’ny ZCIT ao anatin’ny 02
andro ho avy any avaratry ny Nosy. Noho izany dia manakery hatrany ny filazana miloko
mena ho an’ny DIANA, Bealalana, Analalava, Antsohihy, ary Mahajanga I-II noho izay
rotsak’orana izay.
Ny mpampiasa ranomasina amin’ny morontsiraka Atsimon’ny Vatomandry dia entanina
mbola tsy hiandriaka hatramin’ny rahampitso Alarobia satria mbola mahery ny ranomasina.
ITY NO FILAZANA FARANY MIKASIKA AN’I DUMAZILE

 

BULLETIN CYCLONIQUE SPECIAL DU 06 MARS 2018 A 10 HEURES LOCALES
DUMAZILE continue de s’éloigner de nos côtes et ne présente plus de menace pour le pays.
A 09 heures locales, son centre est localisé à 640 Km à l’Est de Vangaindrano. Des vents de
130 Km/h alternés par des rafales de 185 Km/h se manifestent autour de son centre. Elle
poursuit son cap vers le Sud-Est à raison de 20 Km/h. Le résidu de la circulation est prévue se
dissiper dans les latitudes élevées en fin de semaine.
En conséquence ; l’alerte cyclone est levée.
Par ailleurs, les fortes pluies resteront d’actualité dans le Nord en liaison avec la persistance
de la ZCIT. Ainsi, DIANA, Bealalana, Analalava, Antsohihy, ary Mahajanga I-II restent en
vigilance rouge forte pluie.
Les usagers maritimes des côtes Est au Sud de Vatomandry sont priés de ne pas s’aventurer
en mer jusqu’à demain 07 Mars 2018.
CECI EST LE DERNIER BULLETIN CONCERNANT DUMAZILE

 

Henintsoa Rakotonirina Administrator
Sorry! The Author has not filled his profile.
×
Henintsoa Rakotonirina Administrator
Sorry! The Author has not filled his profile.
Latest Posts

Articles recommandés